Entry (1/2) | 1 saraka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Vaky; tsy mitambatra, tsy miaraka; miavaka Enti-milaza olona roa samy mihalangalana tsy misy ifandraisany |
Explanations in English |
4 [1.7] separated |
Explanations in French |
5 [1.8] séparé |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 17 saraka |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in Malagasy |
19 [1.78] [Tanosy]
zanak'omby mbola minono 20 [1.1] Ny zanak' omby sarahina amin' ny reniny: Na hanavasava aza ny vositra -- ka hiverivery mandany andro ny saraka izay voahitsakaihany no mandry (Tselatra) |
Anagrams | 21 |
Updated on 2025/01/21 |