Entry | manasaraka (saraka) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mamaritra ny fisarahana: Ity renirano ity no manasaraka ny Fivondronana anankiroa Mampihataka mba tsy hifamely intsony: Ny mpampianatra no nanasaraka ireo mpianatra roa lahy niady [1.1] | ||||||||
Explanations in French | Décomposer, désaccoupler [1.13] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |