|
|
|
|

Entry1  manasaraka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mamaritra ny fisarahana: Ity renirano ity no manasaraka ny Fivondronana anankiroa
Mampihataka mba tsy hifamely intsony: Ny mpampianatra no nanasaraka ireo mpianatra roa lahy niady
Explanations in French  4  [1.13] décomposer, désaccoupler
Root  5  saraka
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Updated on 2024/12/11