Entry | 1 sarahina |
Root | 2 saraka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Tsy akambana, hatahina mba tsy hikambana, avahana: Tokony hosarahina amin' ny ahidratsy ny vary 5 Tsy avala hiaraka, tsy ampiarahina: Taloha nosarahina tany am-pianaranany zazalahy sy ny zazavavy 6 Ahataka: Saraho ireo ankizy miady ireo 7 Faritana: Sarahin' ny renirano iray ireo faritany roa ireo 8 Elanelanina: Sarahin' ny tendrombohitra roa ambin' ny folo isika nefa tsy mifanadino [1.1] |
Explanations in English |
9 to be separated [1.7] |
Explanations in French |
10 qu'on sépare [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 15 hanasira, hanisara, harasany, hasarany, hisarana, isarahan, nisaraha, sahirana, sarahina, sarihana |
Updated on 2023/01/20 |