|
|
|
|

Entry1  saraka andro
Elementary words  2  saraka, andro
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  enti-milaza ny zaza izay tsy ampinonoina raha tsy hariva, tahaka ny zanak' omby na ny zanaka vehivavy miasa mandritra ny andro [1.1]

Anagrams  5  asarandrako, saraka andro

Updated on 2023/09/10