|
|
|
|

Entry1  saraka andro
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza ny zaza izay tsy ampinonoina raha tsy hariva, tahaka ny zanak' omby na ny zanaka vehivavy miasa mandritra ny andro
Elementary words  4  saraka, andro

Anagrams  5  asarandrako, saraka andro

Updated on 2025/01/21