Entry | 1 miendaka |
Root | 2 endaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miala mihelakelaka: Niendaka ny manjan' ny fitaratra [1.1] |
Explanations in English |
5 to peel off by itself; to dissociate oneself, to disclaim someone [1.7] |
Explanations in French |
6 se décoller, se séparer en lamelles; se séparer des autres, désavouer [1.8] |
Examples |
7 miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela. [2.471] 8 Maro no niendaka ny tafo toy ny anay, ao ny goana varavarana, ao ny niongotra rindrina, ao koa ny nianjeran' ny hazo. [2.472] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word miendaka |
Updated on 2023/01/20 |