Entry | 1 miendaka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Miala mihelakelaka: Niendaka ny manjan' ny fitaratra |
Explanations in English |
4 [1.7] to peel off by itself; to dissociate oneself, to disclaim someone |
Explanations in French |
5 [1.8] se décoller, se séparer en lamelles; se séparer des autres, désavouer |
Examples |
6 [2.471] miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela. 7 [2.472] Maro no niendaka ny tafo toy ny anay, ao ny goana varavarana, ao ny niongotra rindrina, ao koa ny nianjeran' ny hazo. |
Root | 8 endaka |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word miendaka |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |