Entry | 1 mikipaka |
Root | 2 kipaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miala miendaka: Nikipaka ny lamba maintin' ny haizina raha vao niposaka ny masoandro 5 Mihataka, miala, lasa: Tsy faly ireo mpiasa ha nikipaka daholo [1.1] |
Explanations in French |
6 Se détacher, s’écailler, s’éloigner: Mikipaka ny faladian-kiraroko (Les semelles de mes souliers se détachent) ~ Nahasosotra azy ireo izany teny izany ka nikipaka daholo izy (Ces paroles les mécontentèrent et ils s’en allèrent tous) [1.3#333] |
Examples |
7 Izany ry zareo eny Antanetibe izany manao dinasa ka mikipaka ny tampon-tanety, fa ny antsika izany toa malahelo. [1.437#] 8 Dia niantandrok' omby ny tovolahy, ary ny omby izay tehafin-dRaivato, dia mikipaka ny hodiny, ka faingam-pandeha ery ny omby sy mitatatata eran' ny tanim-bary. [2.69#] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mikipaka |
Anagrams | 14 mikipaka, mpikaika, mpikiaka |
Updated on 2024/02/05 |