|
|
|
|

Entry1  mikipaka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Miala miendaka: Nikipaka ny lamba maintin' ny haizina raha vao niposaka ny masoandro
Mihataka, miala, lasa: Tsy faly ireo mpiasa ha nikipaka daholo
Explanations in French  4  [1.3#333] Se détacher, s’écailler, s’éloigner: Mikipaka ny faladian-kiraroko (Les semelles de mes souliers se détachent) ~ Nahasosotra azy ireo izany teny izany ka nikipaka daholo izy (Ces paroles les mécontentèrent et ils s’en allèrent tous)
Examples  5  [1.437#] Izany ry zareo eny Antanetibe izany manao dinasa ka mikipaka ny tampon-tanety, fa ny antsika izany toa malahelo.
6  [2.69#] Dia niantandrok' omby ny tovolahy, ary ny omby izay tehafin-dRaivato, dia mikipaka ny hodiny, ka faingam-pandeha ery ny omby sy mitatatata eran' ny tanim-bary.
Root  7  kipaka
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing the word mikipaka

Anagrams  13  mikipaka, mpikaika, mpikiaka

Updated on 2025/01/21