Entry | 1 miempaka |
Root | 2 empaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mienda-koditra, miovaka: Efa miempaka be ihany ny tanako ka mbola lazainao ho tsy niasa ihany aho |
Explanations in English |
5 [1.7] to swell and blister |
Explanations in French |
6 [1.8] être écorché, avoir des ampoules |
Examples |
7 Indray maka, niasa tsy nitsahatra nanariva andro mpiasa nanao lalana toy izany, ka niempaka sy nandeha ra ny felantanan' ny ankabeazany. [2.472] |
Vocabulary |
8 Health |
Morphology |
|
Synonyms | 12 miempakempaka |
Analogs | 13 miompaka, mielakelaka, mikoan' ny nahiny, miendaka, misendaka, mihalangalana, misinda, mitakovana, miovaka, mikipaka |
Proverbs | 14 Proverbs containing the word miempaka |
Anagrams | 15 mampaike, mampiake, miempaka |
Updated on 2025/01/21 |