|
|
|
|

Entry (1/3)1  misinda
Root  2  sinda
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mibilaka, mivena, misilaka

Entry (2/3)5  misinda
Root  6  sinda
Part of speech  7  active verb
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Mihataka, miala, manalavitra: Nisinda teo anatrehanao izy raha vao nilazako izany. / Ao (anatin' ny fo) ny nofy novolavolaina -- izay nisinda nalaky, tsy hita -- Ao no rendrika ilay nantenaina -- ilay sambo nataoko ho tafita (J.J. Rabearivelo)
Misava: Efa nisinda ny zavona
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Entry (3/3)13  misindà
Root  14  sinda
Part of speech  15  imperative of active verb misinda [Full list]
Explanations in Malagasy  16  [1.1]
Explanations in French  17  [1.3]

Anagrams  18 

Updated on 2025/01/21