Entry | 1 miempakempaka |
Root | 2 empakempaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mienda-koditra, miovaka: Efa miempakempaka be ihany ny tanako ka mbola lazainao ho tsy niasa ihany aho |
Morphology |
|
Synonyms | 8 miempaka |
Analogs | 9 miempaka, mielakelaka, mikoan' ny nahiny, miendaka, misendaka, mihalangalana, misinda, mitakovana, miovaka, mikipaka |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |