Entry | 1 tsy hisara-mianakavy anie |
Elementary words | 2 misaraka, mianakavy, anie |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] tsodrano na firariana fanaon' ny Malagasy ka irariany mba tsy hisaraka ny fianakaviana na maty na velona |
Updated on 2024/12/07 |