Entry | 1 mianakavy |
Root | 2 anakavy |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza ny olona rehetra ao anatin' ny fianakaviana |
Explanations in French |
5 [1.3#35] ceux qui composent la famille, la parenté 6 [1.5#61] toute la famille: Isika mianakavy (Toute notre famille) |
Examples |
7 Nifampiala tsiny teo izahay mianakavy. [2.4] 8 Tazaniny eny ilay ombivavy tokana azy mianakavy. [2.470] 9 Tonga tao Itoamasina Rev. D. Johns mianakavy sy Mr. Baker mianakavy. [2.649] |
Vocabulary |
10 Relationships: family |
Synonyms | 11 mpianakavy |
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mianakavy |
Anagrams | 14 anakiviam, manakivia, mianakavy, miankavia |
Updated on 2024/12/26 |