|
|
|
|

Entry1  anie
Part of speech  2  particule
Explanations in Malagasy  3  Entina: milaza firariana, ka amin' izay miaraka amin' ny matoanteny milaza ny ho avy mandrakariva izy: Ho tonga anie ny fanjakanao!
4  Manantitrantitra ny hevitry ny matoanteny na ny mpamaritra eo alohany ka ny heviny amin' izay dia mitovitovy amin' ny hoe tokoa, izany mihitsy: Kapohiko anie ianao e! / Tandremo fa maranitra anie io antsy io [1.1]
Explanations in English  5  an expression of wish, desire, either of good or ill, warning, and grief, as May it be that! Would that! Be sure that! It is often joined with enga, as enga anie ka mitsahatra izao ady izao! Oh that this war were at an end! [1.2]
6  may it be so! [1.7]
Explanations in French  7  puisse! que plaise à Dieu! [1.8]
Examples  8  Ho lasan' izay anie ny ratsy rehetra! [2.436#]
9  Tsy mandre ny ketsoketso-borona anie! [2.69#]
10  ereo anie fa feno vary ny tokotaninay. [2.442#]
Compound words 
Tables and plates  15  All the particles

Anagrams  16  anie, iane

Updated on 2023/08/11