|
|
|
|

Entry1  tsy hisara-mianakavy anie
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] tsodrano na firariana fanaon' ny Malagasy ka irariany mba tsy hisaraka ny fianakaviana na maty na velona
Elementary words  4  misaraka, mianakavy, anie

Updated on 2024/12/07