|
|
|
|

Entry1  Betsimisaraka
Elementary words  2  be, tsy, misaraka
Part of speech  3  name (ethnonym)
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Foko lehibe, monina amin' ny tandavan-demaka mahatratra 50-60 km ny sakany manaraka ny morontsiraka atsinanana hatrany amin' ny reniranon' i Bemarivo, avaratra, ka hatrany amin' ny onin' i Mananjary, atsimo (800 km eo ho eo). Mizara roa ny Betsimisaraka: ny tavaratra (Maroantsetra, Fenerivo, Soanierana-Ivongo); ny tatsimo : (Toamasina, Vatomandry, Mahanoro, Andevoranto)
Explanations in English  5  [1.2] The name of the tribe inhabiting part of the east coast, north and south of Tamatave.
Explanations in French  6  [1.5] nom d'une population de la côte est de Madagascar (ville principale: Tamatave)
Examples  7  Manao ahoana ny fandraisan' ny betsimisaraka azy? [2.270]
8  Nataon-dRamaromanompo renivohitr' i betsimisaraka Fenoarivo. [2.113]
9  Finaritra ianareo ? hoy ilay Betsimisara-dahy nony tafapetraka ny vahiny [2.529]
Vocabulary  10  History: clans, tribes
Morphology 
11  Simple :
Titles  12  Les Tangalamena : Chez les Betsimisaraka de la région de Nosy Varika (Dez Jacques)
13  Ohabolana Betsimisaraka (Samson Robert)
14  Tokatoka betsimisaraka (Laimijay Joël)
15  Vocabulaire et Grammaire Sakalava et Betsimisaraka (Dalmond (abbé))
Proverbs  16  Proverbs containing the word Betsimisaraka
Quotes  17  Texts mentioning Betsimisaraka
Tables and plates  18  Dialectal words

Anagrams  19  betsimisaraka, Betsimisaraka

Updated on 2023/10/08