Entry (1/3) | 1 mizara |
Root | 2 zara |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mitantana: Hizara vary ho an' ny tra-boina ny fanjakana Mitoko: Nizara efatra ny mpisambotra ilay mpangalatra Misampana: Mizara roa ny lalana rehefa tonga eo Mandidy: Iza no nizara roa an' ity voankazo ity? |
Explanations in English |
5 [1.7] to divide out, to distribute; to be divided |
Explanations in French |
6 [1.3.fr#868, 1.8] diviser, distribuer 7 [1.3.fr#868] faire des lots être divisé, être partagé, se diviser, être en partitions, se séparer en 8 [1.13.fr#149] diviser |
Examples |
9 mizara firy izy io? [2.314] 10 Ny trondro anefa tsy ampy mizara akory. [2.442] 11 Toa mizara roa mitapaka tsara ny andininy faharoa; [2.314] 12 Tsy ampy mizara ity hena ity (Cette viande ne suffit pas pour être partagée) [1.3#868] 13 mizara voankazo amin’ ny mpianatra izy (Il partage des fruits entre les élèves. Il distribue des fruits aux élèves) [1.3#868] 14 mizara telo ny tanimbarinay izao (Notre rizière est maintenant partagée en trois, nos rizières sont maintenant partagées entres trois, ont trois maîtres) [1.3#868] |
Vocabulary |
15 Mathematics: arithmetic |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 26 Proverbs containing the word mizara |
Entry (2/3) | 27 mizarà |
Root | 28 zara |
Part of speech | 29 imperative of active verb mizara [Full list] |
Explanations in Malagasy |
30 [1.1#749] |
Explanations in French |
31 [1.3#868] |
Entry (3/3) | 32 mizara |
Root | 33 zara |
Part of speech | 34 noun |
Explanations in English |
35 [1.7] division |
Vocabulary |
36 Mathematics: arithmetic |
Compound words |
|
Anagrams | 38 azarim, izaram, mariza, mazary, mizara, mizarà, zairam, zaraim |
Updated on 2025/02/02 |