|
|
|
|

Entry (1/2)1  vakiteny
Elementary words  2  vaky, teny
Part of speech  3  noun
Explanations in English  4  reading [1.7]
Explanations in French  5  lecture [1.3#804, 1.8]
Examples  6  Haiko ny vakiteny nefa tsy nisy haiko ny dikany. [2.643]
7  Rabia kosa dia tsy mahay afatsy vakiteny sy soratra. [2.332]
8  Ny fari-pahaizana dia vakiteny tsara sy sora-tononina tsara. [2.649]
Compound words 

Entry (2/2)10  vaki-teny
Elementary words  11  vaky, teny
Part of speech  12  noun
Explanations in English  13  a syllable [1.7]
Explanations in French  14  une syllabe [1.8]
Vocabulary  15  Linguistics

Anagrams  16  nitevika, tinevika, vaki-teny, vakiteny

Updated on 2024/09/03