|
|
|
|

Entry1  voavaky
Root  2  vaky
Part of speech  3  past participle
Explanations in Malagasy  4  [1.1]
Explanations in French  5  [1.3#802] fendu, cassé, rompu
traversé
lu, publié
accusé, convaincu
Examples  6  Ary nony voavaky ireo, dia nivavaka aho; [2.59]
7  Ny vehivavy, ao ny miratitra ny kitay voavaky, ao ny mantsaka rano, mahandro na manasa lamba. [2.472]
8  Rahefa tapitra voavaky ny boky fialam-boly dia voatery nitodika tany amin' ny boky fianarana. [2.471]
Synonyms  9  vinaky

Anagrams  10  akovavy, vakivao, vakivoa, vaviako, voavaky

Updated on 2023/01/20