Entry | 1 vaky feo |
Elementary words | 2 vaky, feo |
Part of speech | 3 locution |
Vocabulary |
4 Health |
Explanations in Malagasy |
5 entina milaza ny sakasakan-jazalahy izay manomboka mihabe feo ka migadragadra izany no fandre ny feony; ny sakan-jazalahy eo amin' ny fahamaotiana izay manomboka ho be feo [1.1] |
Explanations in French |
6 dont la voix mue, dont la voix devient rauque [1.3] |
Updated on 2023/04/24 |