Entry | 1 miveraka |
Root | 2 veraka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Misy mitriatra na vaky: Miveraka ity paiso ity fa masaka loatra 5 Sahirana: Miveraka mihitsy ny lohako 6 Vaky: Miveraka izao ny lainga nafitsony 7 Mitaraiky, mivenavena, miveravera: Miveraka koa izany raha tovolahy! [1.1] |
Explanations in French |
8 s'ouvrir (en parlant des fruits) [1.196] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 miravake, miveraka |
Updated on 2023/01/20 |