|
|
|
|

Entry1  miveraka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Misy mitriatra na vaky: Miveraka ity paiso ity fa masaka loatra
Sahirana: Miveraka mihitsy ny lohako
Vaky: Miveraka izao ny lainga nafitsony
Mitaraiky, mivenavena, miveravera: Miveraka koa izany raha tovolahy!
Explanations in French  4  [1.196] s'ouvrir (en parlant des fruits)
Root  5  veraka
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :

Anagrams  9  miravake, miveraka

Updated on 2025/01/21