|
|
|
|

Entry1  fampifandraisana (ray)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  fampiharoana volo [1.13]
Explanations in French  4  intégration [1.13]
Examples  5  Mitana toerana lehibe ny Karana, hoy i B. Schlemmer, amin' ny fampifandraisana ny fomba famokarana sakalava ao amin'ny fomba famokarana kapitalista. [2.606]
6  Kanefa raha nampiharina tamim-pilaminana sy tamim-pahamendrehana izany dia ho nahazoana vokatra amin' ny lafiny fampifandraisana sy fampianarana ny mponina ary fampiasana ny loharanon-karena amin' ny fomba samihafa [4.27]
Compound words 

Anagrams  8  fampifandraisana, fifampiandrasana

Updated on 2023/08/27