Entry 1/3 |
fandraisana
(ray)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanantazana: Fahadisoana ny fandraisana baolina amin' ny lalao baolina kitra Fanekena izay omena: Tokony hofadina ny fandraisana tsolotra Fihinanana, fisotroana: Tsy tsara ny fandraisana zava-pisotro mahamamo matetikana dia kely foana aza Fitsenana, fampiantranoana: Nafonafana izay fondraisan' ny fokontaninay ny lehibe izay Fanokanana: Amin' ny Alahady heriny no fandraisana ilay Mpitandrina vaovao hiaso eto amintaika Fahazoana an-tanana: Isaky ny faharoapolon' ny volana no fandraisanay karoma [1.1]
|
Explanations in English | A piece of wood used in weaving [1.2]
|
| The act of receiving [1.7]
|
Explanations in French | Action de recevoir [1.8]
|
| Préhension [1.13]
|
Examples |
1 | Tena fatratra ny fandraisana azy.
[2.356]
|
2 | Fatratra ny fandraisana natao azy tao.
[2.895]
|
3 | Ho fandraisana azy enina mianadahy no anton' izany.
[2.649]
|
4 | Tsy ny miaramilam-potaka ihany no nanao fandraisana mafana an-dRavoahangy.
[2.472]
|
|
Compound words |
|
Illustrations |
|
|
Entry 2/3 |
fandraisana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Betsileo, Merina]
(de ray : action de saisir, d'accueillir, de donner l'hospitalité) Nom général des odi-fitia ou charmes pour se faire aimer et des procédés suivant lesquels on les utilise.
[1.196]
|
Vocabulary |
|
Entry 3/3 |
fandraisana
(ray)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | (Fivavahana Protestanta) Fihinanana mofo sy divay ho fahatsiarovana ny nataon' i Kristy talohan' ny nahafatesany isaky ny alahady voalohan' ny volana [1.1]
|
Explanations in English | [Rel. s. from mandray (ray).] the Lord's Supper, lit. the taking; the day for celebrating the Lord's Supper. [1.2]
|
Examples |
1 | Tena fatratra ny fandraisana azy.
[2.356]
|
2 | Fatratra ny fandraisana natao azy tao.
[2.895]
|
3 | Ho fandraisana azy enina mianadahy no aintton' izany.
[2.649]
|
4 | Tsy ny miaramilam-potaka ihany no nanao fandraisana mafana an-dRavoahangy.
[2.472]
|
|
Vocabulary |
Compound words |
|
|