|
|
|
|

Entry1  voaray
Root  2  ray
Part of speech  3  past participle
Explanations in English  4  [1.2] received, accepted, taken; jointed, united.
Explanations in French  5  [1.3] reçu, accepté, pris
Examples  6  Ho voaray malaky kosa anefa izy [2.117#97]
7  voaraiko ny volan'Ikotobe ariary dimy [2.59#384]
8  Nikiaka kosa ilay kely nony voarain-dRaleva [1.281]
9  Ary rehefa asehony ny taratasy fanaikena koa efa voarainy ny vola [2.366#140]
10  Toa te-hilaza fa efa voarain' i Bina izay ilay sary fotografy nalefany [2.499#63]
Morphology 
11  Past :
12  Future :
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word voaray

Anagrams  15 

Updated on 2025/01/21