|
|
|
|

Entry1  raindahiny
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza olona kalazalahy amin' ny zavatra iray
Explanations in English  4  [1.7] famous for what he does (often derogatory)
Explanations in French  5  [1.8] qui a déjà un certain âge, expérimenté
Examples  6  [2.895#] Fa inona moa no tena mba itiavanao io jiolahy raindahiny be tombokavatsa, tapa-tanana io
Elementary words  7  ray, lahy
Analogs  8  maintimolaly, ela nihetezana, za-draharaha, mena vazana, main-dambana, kalazalahy, sifotra antitra, ombalahy be vozona, zanak' omby tsy ampianarin-domano, ampingaloha, goaika antitra
Proverbs  9  Proverbs containing the word raindahiny

Anagrams  10  hanidirany, hiridanany, raindahiny

Updated on 2025/01/21