|
|
|
|

Entry1  ampongalahy
Elementary words  2  amponga, lahy
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Music: instruments
Explanations in Malagasy  5  Amponga misy hoditra roa: ny ilany tsy faranana fa avala hikopaka toy ny ravin-tsofina, ny ilany mitovy amin' ny amponga tsotra izao ihany. Ny felatanana havia no mively eo amin' ilay misy sofiny (mikarantsana kokoa ny feony fa manify ny hoditra); ny havanana kosa mively ny ilany amin' ny tsora-kazo kely tokony ho vehana (midoboka kokoa ny feon' io fa matevina ny hoditra aminy [1.1]
Examples  6  Misy roa ny amponga: ny ampongalahy, izay fively amin' ny dihy, ary ny ampongavavy, izay fikapoka amin' ny hira. [2.436#]
7  ny olona rehetra mipetraka manodidina, mitehaka, hampahafana ny fon' ny tovovavy, manaraka ny hirany, mively ampongalahy. [2.357#]

Updated on 2023/03/19