|
|
|
|

Entry1  sampilahy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Tambahoaka] samboady
4  [1.1] Firavaka voahangy izay asampy ohatra ny samboady ny fitondra azy
Examples  5  [1.437#] Ary manao gedragedra sy sampilahy voahangy na vakana tsara tarehy.
6  [2.857#] Manao liamama sy mitafy lambamena ary manao fehin-tongotra volafotsy sy sampilahy io zaza mitondra io.
Elementary words  7  sampy, lahy

Updated on 2024/12/07