Entry | 1 sampilahy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Tambahoaka]
samboady 4 [1.1] Firavaka voahangy izay asampy ohatra ny samboady ny fitondra azy |
Examples |
5 [1.437#] Ary manao gedragedra sy sampilahy voahangy na vakana tsara tarehy. 6 [2.857#] Manao liamama sy mitafy lambamena ary manao fehin-tongotra volafotsy sy sampilahy io zaza mitondra io. |
Elementary words | 7 sampy, lahy |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |