Entry | 1 tokantranon-dahy |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] ilazana ny tokantrano tsy misy vehivavy, na tsy ao ny vehivavy, ka tsy mimpirina araka ny tokony ho izy |
Elementary words | 4 tokantrano, lahy |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |