Entry | 1 rangolahy |
Elementary words | 2 rango, lahy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 ilay vato fisaka amin' ny fasan-drazana atao varavarana mahazo mivoha sy mikatona eo anoloana: Tsy mba vero na mba rangolahy / no manafina an' io fasana io, / fa ny nofoko zary manahy / no mandrakotra omaly sy anio. (J.J.R.) 5 amin' ny fasana anirotra kosa, ilay vato fisaka atao rako-pasana [1.1] |
Explanations in English |
6 The large stone which covers a grave and forms its roof [1.2] |
Examples |
7 fa ny sasany amin' ny mitarika ny rangolahy ihany no mamono omby. [1.437#] 8 hidina tsy enjehin' eritreritra any ambanin' ny rangolahy aho izany! [2.499#] 9 Ataon' ialahy ahoana no ho famerina ny ray aman-dreny efa any ambany rangolahy. [2.643#] |
Compound words |
|
Updated on 2023/04/24 |