Entry | 1 miamboho lahy |
Elementary words | 2 miamboho, lahy |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 mandositra an' ady [1.1] |
Examples |
5 Lehilahy tsy nivadika ny fanaikena tokoa ianareo: izany ianareo no tena tsy-miamboholahy. [2.298#] |
Other spellings | 6 miamboholehilahy |
Updated on 2023/04/16 |