Entry (1/2) | 1 tenin-dahy |
Elementary words | 2 teny, lahy |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 teny henjana sarotra ifampiraharahana [1.1] |
Explanations in French |
5 paroles fortes, difficiles à digérer [1.3#696] |
Entry (2/2) | 6 tenindahy |
Elementary words | 7 teny, lahy |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in Malagasy |
9 Karazan-tenina maina amin' ny ririnina. Karazan' ahitra atao hoe tenina izay misy voniny mena (ny kitenimbavy kosa na tenimbavy, fotsy ny voniny); samy maharary fanindrona ny tongotra izy ireo eo ampitsiriany [1.1] |
Explanations in French |
10 (de tenina (1) et lahy : hommes ; « le délassement des hommes » ; par opposition au tenimbavy). Gladiolus garnieri Klatt (Iridaceae). Nom relevé par Bojer vers 1820 avec la graphie « tenen-dahi ». Les bulbes étaient utilisés comme purgatif, pas toujours sans danger. [Merina]
[1.196] |
Examples |
11 tenindahy, ny vody ny asaina, dia atao amy ny bandrina sy amy ny vody, dia sotroina. [2.48] |
Vocabulary |
12 Botany: medicinal plants |
Synonyms | 13 kitenindahy |
Antonyms | 14 tenimbavy |
Compound words |
|
Scientific name |
|
Anagrams | 17 tenindahy, tenin-dahy |
Updated on 2024/10/14 |