|
|
|
|

Entry (1/2)1  tenin-dahy
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] teny henjana sarotra ifampiraharahana
Explanations in French  4  [1.3#696] paroles fortes, difficiles à digérer
Elementary words  5  teny, lahy

Entry (2/2)6  tenindahy
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Karazan-tenina maina amin' ny ririnina. Karazan' ahitra atao hoe tenina izay misy voniny mena (ny kitenimbavy kosa na tenimbavy, fotsy ny voniny); samy maharary fanindrona ny tongotra izy ireo eo ampitsiriany
Explanations in French  9  [1.196] (de tenina (1) et lahy : hommes ; « le délassement des hommes » ; par opposition au tenimbavy). Gladiolus garnieri Klatt (Iridaceae). Nom relevé par Bojer vers 1820 avec la graphie « tenen-dahi ». Les bulbes étaient utilisés comme purgatif, pas toujours sans danger. [Merina]
Examples  10  [2.48] tenindahy, ny vody ny asaina, dia atao amy ny bandrina sy amy ny vody, dia sotroina.
Vocabulary  11  Botany: medicinal plants
Elementary words  12  teny, lahy
Synonyms  13  kitenindahy
Antonyms  14  tenimbavy
Compound words 
Scientific name 

Anagrams  17  tenin-dahy, tenindahy

Updated on 2025/04/19