Entry | 1 tovolahy |
Elementary words | 2 tovo, lahy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Lehilahy tsy mbola manambady no tena heviny ara-piforonan' ny teny; nefa ny hevitra ahazoana azy andavanandro dia lehilahy mbola tanora fotsiny, na efa manambady na tsia |
Explanations in English |
5 [1.7] an unmarried young man |
Explanations in French |
6 [1.8] jeune homme célibataire |
Examples |
7 Nitady hikomy marina ve ireo tovolahy ireo sa tsia? [2.471] 8 Nisy arivo mahery ny tovolahin' Antsihanaka no voaray tamin' izany. [2.472] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 11 lahitovo, tovolahy |
Updated on 2023/09/14 |