Entry | 1 lotoina |
Root | 2 loto |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Asiana loto: Aza lotoina ny rano, rankizy 5 Endrikendrehina, hosoram-potaka: Nolotoiny ny raiko ka tsy manaiky aho 6 Zazavavy anaovana an-tery, alaina ankery, anaovana angovy: Nolotoin' ilay zazalahy ny zanaka vavin-dry zareo ato avaratra mbola tsy tonga taona [1.1] |
Explanations in English |
7 to be soiled [1.7] |
Explanations in French |
8 qu'on souille, qu'on calomnie [1.8] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |