Entry | 1 miandraikitra |
Root | 2 andraikitra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Miantoka, manana adidy amy: Iza no miandraikitra ny fandrosoan' ny firenena? |
Explanations in English |
5 [1.2] to be responsible for, to have in charge. 6 [1.7] to be responsible for |
Explanations in French |
7 [1.8] avoir la charge, la responsabilité de |
Examples |
8 Angamba miaramila miandraikitra ny fiambenana ny tranomilina io. [2.472] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |