|
|
|
|

Entry1  raikitra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mipetaka: Efa raikitra amin' ny rindrina ny temitra ka sarotra alana
Vita, tapaka rehefa nodinihina sy nifenarahana: Raikitra izany ny varotra ka omeo ny vodiondrim-barotra
Tsy miova: Mivory amin' ny andro raikitra
Explanations in English  4  [1.2] sticking to; just, right, alike, agreed to, assented to. [Mal. Lekat (?).] Rekitra is used in the provinces.
5  [1.7] sticking to something; agreed to
Explanations in French  6  [1.3, 1.8] attaché, collé
7  [1.3] joint
conclu, réglé, décidé
conforme, juste
8  [1.8] agréé, sur quoi on est d'accord
Examples  9  Saika maty aho lahy, hoy aho anakampo, raha raikitra tamin' ireny teo! [2.4]
10  Nony raikitra ny varotra dia hafatrafatra tsy misy ohatra izany no ataony: [2.470]
Morphology 
11  Simple :
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Passive verbs :
14  Relative verbs :
15  Names :
16  Adjectives :
Analogs  17  tapaka, tarangana, vita, mandry mitsilany, mandry ivohon'ny vato, maty paika, vonobaibona, angarangidina, finari-bava
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  42  Proverbs containing the word raikitra

Anagrams  43 

Updated on 2025/01/21