Entry |
miraikitra
(raikitra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mipetaka, mifetaka: Tsy miraikitra tsara amin' ny valopy ny hajia Mifikitra: Aoka tsy hiraiki-po amin' ny zavatry ny tany [1.1]
|
Explanations in English | To adhere, to stick to, to cleave to. [1.2]
|
| To stick to something [1.7]
|
Explanations in French | Se coller, adhérer [1.8]
|
Examples | Ny akanjon' i Feno aza tantera-drano sy miraikitra amin' ny hodiny iny amin' ny lamosiny rehetra iny.
[2.472]
|
Morphology |
Present : |
miraikitra |
Past : |
niraikitra |
Future : |
hiraikitra |
Imperative : |
miraiketa |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|