Entry | 1 araikitra |
Root | 2 raikitra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Apetaka mba tsy hiala, tsy hihetsiketsika: Araiketo amin' ny rindrina itỳ sary itỳ. Araiketina ny varabarana fa hetsiketsehin' ny rivotra 5 Araiketo ao antsaina tsara izany anatra izany 6 Tapahina, vitaina, faranana: Aoka haraikitra amin' izay itỳ raharaha itỳ fa efa nitarozaka ela loatra [1.1] |
Explanations in English |
7 used of something to be stuck to something else, or something agreed upon. [1.2] 8 to be stuck to something [1.7] |
Explanations in French |
9 à attacher, à fixer, à conclure [1.3] 10 qu'on colle sur une chose [1.8] |
Examples |
11 Araikitra amin' ny hazo ireo tariby ireo. [2.117] 12 Ny voady amam-pianianana rehetra amehezany tena hampahory ny fanahiny, dia azon'ny lahy araikitra, ary azon'ny lahy foanana. [2.996] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |