|
|
|
|

Entry1  raiki-tampisaka
Elementary words  2  raikitra, tampisaka
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ilazana ireo olona mahia tsy mahazo aina fa kaozatra eny mandrakariva; enti-milaza koa toetra na aretina tsy afaka amin'ny olona iray intsony
Explanations in English  5  [1.7] very thin, tuberculous
Explanations in French  6  [1.8] tuberculeux, en proie à une maladie chronique
Vocabulary  7  Health
Other spellings  8  raikitapisaka

Updated on 2024/12/12