|
|
|
|

Entry1  fary raiki-bololona
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] fary mbola miaraka amin'ny tendrony misy ny raviny sy ny vololon-draviny ka entina amin'ny famorana sy ny alavolonjaza ary ifandrombahan'ny vehivavy maniry hiteraka
Examples  4  [2.48] dia maka fantàka hitsitsihana; dia maka fary raiki-bololona; dia maka volotara hatao oha-jaza
Elementary words  5  fary, raikitra, vololona

Updated on 2024/12/07