Entry | 1 vololona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tsimoka mitrebona voalohany; ravina malemy izay miseho eny amin' ny tendron' ny hazo. |
Explanations in French |
4 [1.196] Nom général du bourgeon terminal bien différencié et roulé en spirale de certains végétaux : Arecaceaes, bananiers, bambous, etc. Ce nom est également donné aux grandes Poaceae fourragères ou comestibles (à tige sucrée) |
Examples |
5 tsy fary aho ka ho be vololona [2.69#0] 6 Ravololona no ho anarany, fa hazo be vololona no nakana azy [2.588#] |
Vocabulary |
7 Botany: (in general) |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Anthroponyms |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word vololona |
Updated on 2025/01/21 |