|
|
|
|

Entry (1/2)1  tompon-tany
Elementary words  2  tompo, tany
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  ny mipetraka sy monina amin' ny tany iray, mifanohitra amin' ny vahiny mpiavy avy ivelany [1.1]

Entry (2/2)5  tompontany
Elementary words  6  tompo, tany
Part of speech  7  noun
Vocabulary  8  Zoology: reptiles, amphibians
Explanations in Malagasy  9  Karazam-bibilava mitovitovy amin' ny tompondrano ihany saingy mena ny tapaky ny rambony; karazana efa mihavitsy izy ireo [1.1]

Anagrams  10  tompon-tany, tompontany, tompon-tany, tompontany

Updated on 2023/05/31