Entry | 1 mitompo |
Root | 2 tompo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mikiry amin' ny heviny [1.1] |
Examples |
5 Ny firenena sasany angamba, indrindra ny Tandrefana toa mitompo loatra amin' ilay safidy amam-piniavana izakany ny tenany; [2.296#] 6 Sarotra no mitompo teny fantatra hoe iza amin'ireo fanafody amboarina ao an-trano no tena mandaitra ary iza no tsy mandaitra. [2.424#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mitompo |
Anagrams | 13 mitompo, tompoim |
Updated on 2023/10/06 |