Entry | 1 Ambohidrabiby |
Elementary words | 2 vohitra, biby |
Part of speech | 3 name (toponym) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 [1.10] tanàna an-tampon-tendrombohitra, mifanitsy amin' Ambohimanga, eny andafy atsinanany; 20 km avaratr' Antananarivo. Ankotrokotroka, hono, no anarany tany amin' ny fahagola, ary ny Manendy no tompon' ny tanàna teo, fony izy tsy mbola nankeo Anosivola avaratr' i Mahitsy... |
Vocabulary |
5 Geography: towns |
Analogs | 6 nytendrombohitraroambinifolonytendrombohitraroambinifoloaltmaltsmtoposids |
Illustrations |
|
Updated on 2024/12/25 |