Entry | biby fiompy | |
Elementary words | biby ; fiompy | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Biby manampy ny olombelona amin' ny lahasany na ataony sakafo, ka velominy sy karakarainy ary mipetraka tsy lavitra ny fonenany na ao an-tranony mihitsy aza [1.1] | |
Explanations in French | Animaux domestiques [1.13] | |
Vocabulary | Economy: breeding, farming | |
Synonyms | biby manompo | |
Updated on 2023/07/25 |