|
|
|
|

Entry1  fiompy
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba entina miompy, izany hoe mamelona sy miahy ary mikarakara biby
Ompiana matetika: Biby fiompy
Explanations in French  4  [1.3#465] Ce qu’on élève, ce qu’on soigne, la manière de soigner
Examples  5  [2.117#] Mila misotro rano madio ny biby fiompy.
6  [2.606#] Fa indrindra, misy tsenan' omby any, ka ahafahan'ny olona mivarotra na mividy io biby fiompy io.
Vocabulary  7  Economy: breeding, farming
Root  8  ompy
Compound words 

Anagrams  10  fiompy, mpifoy, mpiofy

Updated on 2025/01/21